|
|
|
|

Entry1  biby fiompy
Elementary words  2 biby, 3 fiompy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza [1.1]
Explanations in French  6 animaux domestiques [1.13]
Vocabulary  7  Economy: breeding, farming
Synonyms  8 biby manompo

Updated on 2025/09/12