Entry manompo (tompo)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manaja fatratra sy manaiky: Tsy misy mahay manompo tompo roa
¶ Manao ny raharaha rehetra amin' olona iray, toy ny mpikarama: Izaho ho faty manompo anareo mianakavy, ianareo kosa misonanina fotsiny ao an-trano madio [Rajemisa 1985]
Morphology  
manompo
nanompo
hanompo
manompoa
Compound words, titles, names  

Entry manompo (tompo)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tambahoaka] mararin'ny nendra [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

2013/04/05