|
|
|
|

Entry1  fiompy
Root  2 ompy
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina miompy, izany hoe mamelona sy miahy ary mikarakara biby.
5 Ompiana matetika: Biby fiompy. [1.1]
Explanations in French  6 Ce qu’on élève, ce qu’on soigne, la manière de soigner. [1.3#465]
Examples  7  Mila misotro rano madio ny biby fiompy. [2.117#]
8  Fa indrindra, misy tsenan' omby any, ka ahafahan'ny olona mivarotra na mividy io biby fiompy io. [2.606#]
Vocabulary  9  Economy: breeding, farming
All compound words  10 biby fiompy

Anagrams  11 fiompy, 12 mpifoy, 13 mpiofy

Updated on 2025/11/09