|
|
|
|

Entry1  bekotromaroholatra
Elementary words  2 be, 3 kotro, 4 maro, 5 holatra
Part of speech  6  locution
Explanations in Malagasy  7 Anarana enti-milaza ireo miaramila mpiady tranainy nahazo takaitra,
8 ny miaramila menavazana nahazo takaitra tany an' ady [1.1]
Explanations in French  9 les ancients combattants [1.5]
Synonyms  10 miaramila menavazana

Updated on 2025/11/17