Entry holatra
Part of speech noun
French translation  [Tankarana] provocation dissimulée, tournée. [David 1952 (takila H)]
Synonyms ankolatra

Entry holatra
Part of speech noun
Malagasy definition Dian-dratra na fery efa sitrana hita eo amin' ny hoditra. [Rajemisa 1985]
English translation a scar [Hallanger 1973]
French translation cicatrice [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Hitan' ialahy io holatra amin' ny sandriko io, diam-benitra io. [Andraina: Mitaraina, page 114]
2Na ho sitrana aza, hoy Fatakamana tamin ny namany, ny holatra tsy ho azo kosehina! [Rajaonarivelo: Bina, page 48]

Entry holatra
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-javamaniry mitarehina elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra: dia ireo fihinana ary ireo misy poizina ka mahafaty [Rajemisa 1985]
English translation mushrooms; fungus in general [Hallanger 1973]
French translation champignon [Hallanger 1974]
 nom générique des champignons [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Other spellings 
Compound words, titles, names 
Examples 
1dia totoina ny ravin' ana-mamy, dia fiazana atao amy ny tavy, dia ahosotra ny holatra vaovao; [Callet: Tantara, page 121]
2Mandrara-boa an-tanimena ny lahin-taretra amoron-dalana ary mitsangana eo amin' ny hamandoan' ny zezika ny holatra fotsy sy volombatolalaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 15]
Quotes 

Updated on 2020/07/31