Entry kotro
Part of speech noun
Malagasy definition Hoditra mihamatevina sy mihamafy eo amin' ny felatanana na ny faladia noho ny asa betsaka atao na ny dia lavitra vita; kitro. [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] kitro [Rakotosaona 1975]
  [Bezanozano] kitro, tandroka [Rakotosaona 1975]
Derivations 
Synonyms kitro
Compound words, titles, names 
Quotes 

Updated on 2020/07/31