Entry balaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tambahoaka] volombava [Rakotosaona 1972]
   [Betsimisaraka] ivy mivoaka eo amin'ny vava raha vao terena ny tenda; volombava [Rakotosaona 1972]

Entry Balaka
Part of speech   name (biblical) [list]
Malagasy definition   Balaka [Baiboly]
English definition   Balak [Baiboly]
French definition   Balaq [Baiboly]
Examples   Tsy nety kivy Balaka, fa naniraka andriandahy nalaza kokoa noho ireo indray. [Randzavola: Baiboly, page 34]
Vocabulary  
Quotes  
Articles  

2017/06/29