Entry | 1 badabada |
Root | 2 bada |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanombohana miteny voalohany Tsy fahafahana miteny haingana; firaiketan-dela izay tsy mahateny avy hatrany ny tiankolazaina fa miakanakana sy miambatrambatra. [1.1] |
Explanations in English |
5 unmeaning and confused expressions, such as are made under the influence of fear or threats. [1.2] |
Explanations in French |
6 Incohérence, embrouillamini [1.3] |
Examples |
7 Nony inona, nihiakiaka tamin' ny badabada fianarany miteny I Terezy kely.
[2.470]
|
Derivatives |
|
Anagrams | 13 badabada, 14 dabadaba |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |