Entry mibadabada (badabada (bada))
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Tambahoaka] mipentsompentsona, mivatsavatsa [Rakotosaona 1972]
 Miakanakana rehefa miteny ka tsy mazava izay lazaina: Mibadabada matetika ny zazakely latsaka ny roa taona
¶ Miraiki-dela rehefa miteny ka miambatrambatra: Mibadabada Rajao rehefa miteny [Rajemisa 1985]
English definition to express one's self incoherently; to blab, to betray secrets. [Richardson 1885]
French definition Parler avec incohérence, confusément [Abinal 1888]
Morphology 
mibadabada
nibadabada
hibadabada
mibadabadà

Entry mibadabadà (badabada (bada))
Part of speech imperative of active verb mibadabada [list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2013/09/06