Entry aza maty anie aho (aza, maty, anie, aho)
Part of speech   expression
Malagasy definition   teny fialan-tsiny ary fangataham-pamelana tamin' ny hadisoana natao, indrindra raha zavatra tsy niniana natao
¶ Matesa anie aho [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/11/07