Entry aza hitan' ny fara aman-dimby (aza, hita, fara, amana, dimby)
Part of speech expression
Malagasy definition loza na fahoriana mahazo ny tena na ny hafa, ka tsy tiana hihatra amin' ny zanaka mpandimby na oviana na oviana [Rajemisa 1985]

2009/11/23