Entry aza atao mihambo manana anao aho (aza, tao, hambo, anana, anao, aho)
Part of speech expression
Malagasy definition teny ataon' ny olona maniry fanampiana amin' ny hafa, ka matoky tanteraka ilay olona itenenany izany izy [Rajemisa 1985]

2010/05/15