|
|
|
|

Entry1 avoko
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Voninkazo dia maniry eny an-tanety, mandadina, mavokely ny voniny ary ny vodiny sahala amin' ny vomanga fotsy, sady fihinana koa
Ny avoko dia sarin' olona tsotsotra na manetry tena [1.1]
Explanations in English  4 a small straggling herb, the root of which is eaten in times of scarcity. Vigna angivensis, Baker. Same as kimaotsa (Bets.). [1.2]
Explanations in French  5 nom d'une racine comestible. [Tankarana] [1.19]
6 (de voko : courbé, cintré, allusion à la forme des fruits). [Merina, Betsileo]
Vigna angivensis Baker (Fabaceae). Racine charnue, comestible en cas de disette. Excellent fourrage pour les animaux.
Tephrosia lyallii Baker (Fabaceae). Bonne espèce fourragère. [1.196]
Examples  7 Nitsimoka koa ny vonin' avoko. [2.529]
8 Toa irony vonin' avoko anaty vero. [2.296]
9 Lazao azy, ry vonin'avoko an-tampon-tanety; [1.282]
Vocabulary  10 Botany: grass
Synonyms  11kimaotsa
All compound words  125 combinations of this word
Scientific name 
Proverbs  13 Proverbs containing that word

Anagrams  14 avoko, 15 ovoka

Updated on 2025/11/02