|
|
|
|

Entry1  -areo
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo?. [1.1]
Explanations in English  4 Your, yours; by you. It is plural..
5 Rainareo [ray]: your father..
6 Efanareo [efa]: finished by you..
7 When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided. Satrokareo [satroka]: your hat. Tongotrareo [tongotra]: your feet.. [1.2]
8 your; done by you (plural). [1.7]
Explanations in French  9 De vous, par vous. Se place comme régime indirect après les mots terminés par ka, tra, na. Katsakareo: votre maïs. Fantatrareo: connu de vous. Razanareo: vos ancêtres.. [1.3]
10 De vous, par vous.. [1.5]
11 à vous, votre; fait par vous (pluriel).. [1.8]
Analogs  12  nareo, 13  anareo, 14  ianareo
Tables and plates  15  All the pronouns

Anagrams  16 aore, 17 -areo, 18 erao, 19 eroa, 20 orea

Updated on 2025/11/11