| Entry | 1 arahaba tsy nanao takalo kely |
| Elementary words | 2 arahaba, 3 tsy, 4 manao, 5 takalo, 6 kely |
| Part of speech | 7 locution |
| Explanations in Malagasy |
8 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy vehivavy afa-jaza [1.1] |
| Vocabulary | 9 Forms of Address |
| Updated on 2025/09/12 |
|