|
|
|
|

Entry1  antsojay
Root  2  tsojay
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [M. Richardson manao ny fototeny nihaviany ho soja; M. Malzac kosa mihevitra izany ho tsojay; M. Callet indray manao izany ho tsoja; ny hevitry ny teny anefa dia iraisany ihany] amin' ny fikendrena hanararaotra faingana ny fotoana sy ny toe-javatra mety indrindra hamelezana na hanaovana; antsontsany [1.10]
5  [an-tsojay] amin-kalozana mihoa-pampana [1.1]
6  Fanararaotana ny fahadisoana kely mba hamelezana [1.1]
7  Fanararaotana ny fahadisoana kely ataon' ny hafa, iniana, na tsia, mba hanararaotana sy hamelezana azy: Tsy mba manao antsojay akory ny mpanabe, fa ny hanasoa mandrakariva ny ankizy no tokony hokendreny [1.65]
Explanations in French  8  avec une sévérité outrée [1.3]
Examples  9  Tsy izany ihany, fa anaovana antsojay ny fananan'ny Fiangonana tamin'ny fakàna an-keriny ny fitaovan'ny FJKM teny Alarobia [4.12]
10  Tsy mba nomena ny toerana tokony hisy azy ny Indostria Malagasy fa toa an-jorombala lava, ampian’ny fingampingana samihafa sy ny antsojay eny rehetra eny. [4.39]
11  Mitady hiseho lany ao amin'ny tsenan'i Soamanatombo ny antsonjay atao amin' ny mpivarotra [4.7]
All compound words 
Other spellings  13  antsonjay, antsojay
Proverbs  14  Proverbs containing the word antsojay

Anagrams  15 Anjoatsy, 16 antsojay, 17 isan-jato, 18 Jonatasy

Updated on 2025/09/12