| Entry | 1 tsojay |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Filam-baniny amin-javatra kely tsy misy antony akory. [1.1] 4 filam-baniny amin-javatra tsy toy inona akory: Ny tsojainy fanaony no ihatahan' ny olona aminy [1.65] |
| Explanations in French |
5 sévérité pour un petit manquement, pour un petit retard [1.3] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|