Entry | 1 sivy |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Valo ampiana iray. [1.1] 4 [1.1] |
Explanations in English |
5 nine [1.7] |
Explanations in French |
6 neuf [1.3, 1.5, 1.8] |
International |
7 9 IX [3.1] |
Examples |
8 Hay valan' omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra.
[2.470]
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Vocabulary | 25 Mathematics: arithmetic |
Tables and plates |
26 The Numbers 27 Addition 28 Multiplication |
Article | 29 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Anagrams | 30 sivy, 31 Visy, visy |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |