| Entry | 1 ankandrefana |
| Root | 2 andrefana |
| Part of speech | 3 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
4 Miasa kokoa any an' indrana ny "ankandrefana", fa ny "andrefana" no fitenin' ny eto Imerina, afa-tsy ny matoanteny miforona avy aminy, hoe:
5 miankandrefana, ankandrefanina, 6 iankandrefanana, fiankandrefana, 7 fiankandrefanana, mpiankandrefana, 8 voaankandrefana. [1.10#A294] [1.1] |
| Explanations in French |
9 voyez andrefana
[1.3] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 17 anatsimo, 18 anavaratra, 19 antsinanana |
| Updated on 2025/11/17 |
|