Entry antsantsa
Part of speech noun
Malagasy definition Trondron-dranomasina lava vatana sady matanjaka no masiaka -- indrindra ireo karazany antonontonony -- ka atahoran' ny olona izaitsizy, fa ireo lehibe kosa, izay mety mahatratra hatramin' ny 15 m. ny halavany, dia maro mpihaza fa mora be [Rajemisa 1985]
English definition a shark. See akio [Richardson 1885]
 a shark [Hallanger 1973]
French definition requin [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Synonyms akio
Compound words, titles, names 
Examples iaraha-mahalala fa ny mamba dia mankahala fatratra ny ranomasina fonenan' ny antsantsa fahavalony. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Quotes 

Entry antsantsa
Part of speech noun
English definition Name of a small lizard, called in Imerina antsiantsy. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Synonyms antsiantsy

Entry antsantsa
Part of speech noun
English definition In the provinces it is the name given to highway robbers. See jiolahy [Richardson 1885]
Vocabulary 
Synonyms jiolahy

2016/04/21