Proverbs : antsantsa

Proverb609 Antsantsa an-drano, ny fanantsana tsy miboso . [Samson 1965 #A89]

Proverb4244 Milefa voay sendra antsantsa . [Samson 1965 #M129]

Proverb8241 Voay mahita antsantsa : manano mody maty . [Samson 1965 #V76]

Index