Entry ankavia (havia)
Part of speech   adverb [list]
French translation   À gauche [Rajaonarimanana 1995]
Examples   Nisy tanàna nifefy tamboho tsy dia avo teo ankavianay. [Andraina: I Vola, page 59]
Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy. [Andriamalala: Ranomasina, page 58]
Ny zokinao vavy, monina ao ankavianao dia Samaria mbamin' ny zanany vavy [Baiboly: 33.16.46]
Nitsofoka tao anaty fiara ilay zazavavy, fa nipetraka teo ankaviany ilay tovolahy, dia namelona ny milina [Andriamalala: Taolambalo, page 77]
Vocabulary  
Morphology  
ankavia
ankaviako
ankavianao
ankaviany
ankaviantsika
ankavianay
ankavianareo
ankavian'
ankavian-
ankaviam-
Antonyms  

Entry Ankavia
Part of speech   name (toponym) [list]
French translation   petit fleuve de la sous-préfecture d'Antalaha ... Il retrouve l' Ankavanana à son embouchure; sur sa rive droite, il reçoit la Sahatafita [Rajemisa 1966]
Vocabulary  
Illustrations  

Updated on 2016/10/31