Entry ange
Part of speech   particule [list]
Malagasy definition   Kian-teny kely enti-manintona ny sain' olona iresahana ka mitaona azy amimpiangentsanana kely hanao zavatra na hanatona: Jereo ange itỳ sariko ~ Avia ange hilazako zavatra e!
¶ Raha aorian' ny mpamaritra matoanteny manontany ny ange dia manamafy kely ny fanontaniana amim-pomba somary miangentsana: Nahoana ange no tsy valianao ny fanontaniako? [Rajemisa 1985]
English definition   used to soften commands: Jereo ange (Look) [Hallanger 1973]
French definition   qui sert à adoucir les commandes: Jereo ange (Regardez un peu!) [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names  

Entry ange
Part of speech   noun
French definition   anjely: L'ange gardien (Ny anjely mpiambina)
¶ olona madio fo, olona lavorary [Malzac 1893]
   anjely
¶ olona tsara fanahy dia tsara fanahy. [Sims 1969]
Vocabulary  
Analogy   être aux anges

Updated on 2013/10/22