Entry angeha
Part of speech particule [full list]
Malagasy definition kian-teny entina manaitra kokoa ny sain' ny olona antsoina na itenenana mba hihainoany tsara izay holazaina aminy: Etsy angeha! Avia angeha! Nahoana angeha hianao no tsy mba nandeha! Jereo angeha! Ahoana angeha izany teninao? [Ravelojaona 1937]
English definition an expletive chiefly used with commands, or earnest requests: Avia angeha (Now just come here) [Richardson 1885]
French definition un peu, donc: Jereo angeha (Regardez un peu) [Abinal 1888]
Other spellings 
Examples Ka ataoko aminareo tovovavy, hoy Rafotsy, sady nampandihiziny ny fanondrony, tandremo ihany angeha io " Solony sy sariny" io! [Ramangamalefaka: Solony]

Entry angeha
Part of speech noun
French definition  [Betsileo, Tanala] (adverbe qui marque le doute, ce qu'on demande à examiner de plus près). Epallage dentata DC. (Asteraceae). A ne pas confondre avec Epallage anemonifolia DC. Appelé angea. Décoction à propriétés ocytociques ; et abortive. Malgré sa parenté apparente, il ne doit pas être administré aux femmes enceintes, sous peine de risquer un avortement. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Epallage dentata

Entry angeha- (geka)
Part of speech morphological form of the word angehana

2017/12/07