Entry anjely
Part of speech noun
Malagasy definition (Fivavahana Katolika) Zavaboary fanahy fotsiny izay nataon' Andriamanitra ho mpanome voninahitra azy ary ho mpanelanelana aminy sy ny olombelona; ny antokony iray amin' izy ireo, izay atao hoe anjely mpiambina dia asain' Andriamanitra miaro sy miambina ny olombelona tsirairay avy. (Misy sokajiny sivy ny zavaboary fanahy fotsiny ihany ka ny anjely no ambaratonga farany ambany indrindra; indreto avy ireo sokajiny sivy ireo: ny Serafima, ny Kerobina, ny Fiketrahana, ny Fanapahana, ny Hatsaram-panahy, ny Hery, ny Fifehezana, ny Arakanjely, ary ny Anjely) [Rajemisa 1985]
English definition an angel. [Eng. angel.] [Richardson 1885]
 an angel [Hallanger 1973]
French definition ange [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Articles 

2017/06/29