Entry Andriarimalala René
Part of speech   name (anthroponym) [list]
Malagasy definition   Andriarimalala René ( Ener-Lalandy) [3.1]
   Andriarimalala - izay fantatra indrindra koa amin'ny anarana indrana hoe " Ener-Lalandy " - dia mpanao tononkalo sy mpanoratra tantara indray miseho maro mpankafy. Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa, araka ilay oha-teny latinina hoe: " Castigat ridendo mores" (ahi-tsiny amin'ny hehy ny fomba fiaina). [Rajemisa: Fiteny 4 page 19]
Vocabulary  
Literary works  

Updated on 2016/08/20