Entry miandraikitra (andraikitra (raikitra))
Part of speech active verb
Malagasy definition Miantoka, manana adidy amy: Iza no miandraikitra ny fandrosoan' ny firenena? [Rajemisa 1985]
English translation to be responsible for, to have in charge. [Richardson 1885]
 to be responsible for [Hallanger 1973]
French translation avoir la charge, la responsabilité de [Hallanger 1974]
Morphology 
miandraikitra
niandraikitra
hiandraikitra
miandraiketa
Examples Angamba miaramila miandraikitra ny fiambenana ny tranomilina io. [Andraina: Mitaraina, page 209]

Updated on 2020/07/31