Entry andraikitrareo (raikitra)
Part of speech morphological form of the word andraikitra
French definition par vos soins [SLP: Voambolana]
Examples 
1Fa tokony hahasolo ahy angaha, no navelany ho andraikitrareo. [Rahajarizafy: Kabary, page 50]
2Fa indro Ilaidama fa raha adala io, tsy tokony hanjaka ary tsy nomen' Andriamanitra antsika, fa tokony hahasolo ahy angaha ka navelany ho andraikitrareo. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 24]

2017/11/07