Index

Proverbs : ando

Proverb Lalana afaka ando: diavin' ny osa. [Houlder 1895 #906]
Lalana afak' ando, diavin' ny osa. [Cousins 1871 #1300, Rinara 1974]
Lalan' afak' ando diavin' ny osa. [Veyrières 1913 #772]
French translation Sentier dont la rosée est tombée : les faibles peuvent y passer. [Veyrières 1913 #772]
Un chemin où il n' y a plus de rosée: il est suivi par les poltrons. [Houlder 1895]
French interpretation Les forts ouvrent le passage aux faibles. [Veyrières 1913 #772]
Quelqu' un y ayant déjà passé, ils n' ont plus peur. [Houlder 1895]

Proverb Ny andon' ny lanitra sy ny tsiron' ny tany anie homba anao lalandava. [Rajemisa 1985]
Malagasy interpretation Teny enti-milaza tsodranom-pitahiana, noho ny ando mahatsara ny zavamaniry fa tsy mba manimba azy toy ny fanala. [Rajemisa 1985]

Index