| Entry (1/2) | 1 anareo |
| Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny ianareo raha atao teny fameno: Manontany anareo aho ka valio; na raha atao milaza tompon-javatra: Hay anareo itỳ tanimbary itỳ?
[1.1] |
| Explanations in English |
4 You, your, yours (plural). Accusative and possessive case of hianareo.
[1.2] 5 you (plur. - as object); yours [1.7] |
| Explanations in French |
6 Vous, à vous, à votre tour. Hamangy anareo aho: je vous visiterai. Anareo ny mifafa ny trano: c'est à vous autres à balayer la maison. Anareo ho anareo izany: c'est votre affaire.
[1.3] 7 Vous, à vous (pluriel). [1.5] 8 vous (pluriel - objet); vôtre. [1.8] |
| Analogs | 9 ianareo, 10 nareo |
| All compound words | 11 2 combinations of that word |
| Tables and plates |
12 All the pronouns |
| Entry (2/2) | 13 anareo |
| Part of speech | 14 noun |
| Explanations in Malagasy |
15 olom-pady
[Sihanaka]
[1.78] |
| Anagrams | anareo, 16 anerao, 17 Areonà, 18 eroana |
| Updated on 2025/12/08 |
|