Entry mpianaka (anaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Teny entina hilazana olona roa nifampiteraka, izany hoe ny iray nateraky ny iray, na olona azo heverina ho toy izany amin' ny taonany na ara-pihavanana; ny fifandraisan' ny ray na ny reny amin' ny zanaka ara-pihavanana: Mpianaka Imboasalama sy Ranavalonandriambelomasina [Rajemisa 1985]

2012/09/26