| Entry | 1 ampanonona |
| Root | 2 tonona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Karazan' ankamantatra saingy ny filazana ilay zavatra hovinanina no amin' ny teny fohy no anaovana azy: Inona dry izany: Tanora banga, antitra vao boribory? (volana) [1.1] |
| Vocabulary | 5 Literature: (in general) |
| Other spellings | 6 fampanonona |
| Analogs | 7 ankamantatra, ankifidy |
| Updated on 2025/09/12 |
|