Entry ankifidy (fidy)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Kilalaon' ny Ntaolo ara-tsaina nitsapana [...] [full text in Rajemisa 1985]
   Ny ankifidy kosa indray dia miendrika ankamantatra ihany saingy misy safidy asaina ataon'ny mpamaly ny fanontaniana. Tsy mba miandoha amin'ny fanontaniana hoe : "Inona àry izany ?" ity kilalaon-tsaina ity fa avy hatrany dia manontany ny safidin'ny mpihaino. Avy amin'ny fototeny hoe fidy nahazoana ny hoe safidy manko ny teny hoe ankifidy. Avy amin'ny fahaizan'ny ankizy sy ny tanora mamaly ireny matetika no ahitany taratra sahady ny mety ho toetoetrany sy fomba fisainany. Ao amin'ny ankifidy, araka izany, dia sady mamantatra ny hevitra mifono ao anatin'ilay fanontaniana no misafidy ihany koa izay tiana ho an'ny tena amin'ireo. Koa amin'ny maha ankifidy azy dia miandoha amin'ny hoe : "alao izay ho anao" izy. ... [http://www.haisoratra.org/article.php3?id_article=302]
French translation   [ an-kifidy ] littéralement au choix; sorte d'énigme, ou devinette avec choix entre deux objets [Abinal 1888]
Vocabulary  
Analogy   ampanonona ~ ankamantatra
Web   Haisosatra.org: Ankifidy (http://www.haisoratra.org/article.php3?id_article=302)

Entry ankifidy
Part of speech   adjective
Malagasy definition   atao raha tiana [SLP: Voambolana]
French translation   facultatif [SLP: Voambolana]

Updated on 2014/10/01