| Entry (1/2) | 1 ambonivohitra |
| Elementary words | 2 ambony, 3 vohitra |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Renivohitra na tanàn-dehibe mifanahatahaka amin' ny renivohitra: Mandany be izany mivelona atỳ ambonivohitra izany
6 Ny tena ao anatin' ny faritry ny tanàna: Mizara ho fokontany maro Antananarivo ambonivohitra 7 Ny olona mponina an-tanàn-dehibe, izay atao koa hoe Tambonivohitra: Hita ihany ny maha-ambonivohitra anareo, Randria: tsy mivoaka raha tsy mikiraro [1.1] |
| Explanations in English |
8 The dwellers in the town as distinguished from ambanivohitra
[1.2] |
| Explanations in French |
9 citadins de la capitale, rang des villes ou villages assimilés à la capitale
[1.3#30] |
| Examples |
10 "Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra:
[2.48]
11 Voalohany dia tsara raha atambatra ho iray ny sata roa manavaka ny ambanivohitra sy ny ambonivohitra. [4.27#] |
| Vocabulary | 12 Geography: (in general) |
| Antonyms | 13 ambanivohitra |
| Entry (2/2) | 14 ambonivohitra |
| Part of speech | 15 noun |
| Explanations in English |
16 the dead not yet buried
[1.2] |
| Explanations in French |
17 se dit des défunts dont la mort est déclarée en attendant les honneurs de la sépulture
[1.3#30] |
| Updated on 2025/09/12 |
|