Entry ambanivohitra (ambany, vohitra)
Part of speech noun
Malagasy definition Enti-milaza ny faritra ivelan' ny tanàn-dehibe [Rajemisa 1985]
English definition The people of Imerina not living in Antananarivo or Ambohimanga and their immediate vicinities. [Richardson 1885]
 the country; country people [Hallanger 1973]
French definition la campagne, à la campagne, la brousse; campagnard [Hallanger 1974]
Examples 
1Andro lehibe moa ny alahady any ambanivohitra. [Andraina: I Vola, page 7]
2"Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra: [Callet: Tantara, page 733]
3Lehilahy an-jatony maro, nilanja ny angady nampiasainy tany anaty zehitra, no niakatra avy any Amparabonga, nidina avy any Atsimondrova, nihaika ny fiakaran-dRatatamo, nipoitra avy any amin' ny ambanivohiny any avy, namonjy ny kianja eo an-tampon' Ambatondrazaka. [Andraina: Mitaraina, page 191]
Vocabulary 
Derivations 
Quotes 

2014/09/11