Entry ambany atsimo (ambany, atsimo)
Part of speech expression
Analogues  ambany avaratra ~ ambany atsinanana ~ ambany andrefana
Examples 
1avy any ambany atsimo: "Vonjeo e! [FOFAFIPE: Haivola]
2Nokatrohan' izy telo lahy ny tanimbary ao ambany atsimo ka vita vetivety foana [Rajemisa 1985]
3Nony teo ambany atsimon' ny tanànan' Anahimalemy dia nialana ny fiarakodia rehetra. [Ravelomanana: Lalana]
4Omby iray no anay taty an-tanàna fa ny sisa dia nozarain-dry zareo tao ambany atsimo. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
5Nazava dia nazava ny alina tamin'izay ary nangina dia nangina, ka tsy nisy zavatra re afa-tsy ny fisiaky ny ahitra sy ny fimonomonon'ilay renirano kely tao ambany atsimo nifangaro tamin'ny feon'ny tamotamo [Rajohanesa: Kintana]
6[Ikopa] ... renirano lehibe eto Imerina, miandoha ao avaratra-atsinanan' i Manjakandriana, dia mandalo eo ambany atsimon' Antananarivo [Ravelojaona 1937]

Entry Ambany Atsimo (ambany, atsimo)
Part of speech name (toponym) [full list]
Examples Zazalahy mbola vao folo taona monja no nampikaikaika ireo mponina tao amin'ny fokontany Ambany Atsimo [Midi Madagascar ]

2018/12/27