Entry amany
Part of speech noun
Malagasy definition Rano maloto avy amin' ny tenan' ny olombelona, izay miforona ao amin' ny voa ary miangona ao amin' ny tatavia alohan' ny hivoahany any ivelany
¶ fivalanan-drano, siritra [Rajemisa 1985]
English definition urine [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition urine [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
amany
amaniko
amaninao
amaniny
amanintsika
amaninay
amaninareo
amanin'
amanin-
amanim-
Compound words, titles, names 
Quotes 

2011/10/25