| Entry | 1 aloalon-tany aman-danitra |
| Elementary words | 2 aloalo, 3 tany, 4 amana, 5 lanitra |
| Part of speech | 6 locution |
| Explanations in Malagasy |
7 Teny nilazan' ny Ntaolo ny razana izay noheveriny ho mpanelanelana amin' Andriamanitra sy ny olombelona, na ireo mpanelanelana amin' Andriana sy ny vahoaka (jereo alo) [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|