Entry (1/2) | 1 alikalika |
Root | 2 alika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [1.1] |
Derivatives |
|
Synonyms | 17 alika |
Entry (2/2) | 18 alikalika |
Root | 19 alika |
Part of speech | 20 adjective |
Explanations in Malagasy |
21 Dongadonga, botrabotra (fampiasa amin' ny zazakely) [1.1] |
Examples |
22 alikalika kely amin' ny fihetsiny sy mahafatifaty aoka izany amin' ny endriny monamonany ilay bitika amin' izay.
[2.470#]
|
Anagrams | 23 alikalika, 24 kilailaka |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |