Entry fialikalika (alikalika (alika))
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fomban' ny olona mialikalika, izany hoe manala-bara-tena, manavazin-tena
¶ Fomban' ny olona mialikalika, izany hoe miseho ho sarotiny [Rajemisa 1985]

Updated on 2014/10/10