Entry akondro
Part of speech   noun
Malagasy definition   Hazo fihinamboa, boribory ny vatany, mitapelaka boribory lavalava ny raviny, ny voniny fotsy madinidinika ary ny voany, bontolontolo lavalava, mitandahatra mikambana ho lafitra, izay miisa maromaro manodidina ny tahom-boany milofika miafara amin' ny emboka. Voankazo mamy ny akondro, tsy mba misy olitra na biby, vokatra mandavan-taona ary saika maniry eran' ny nosy, porofoin' ny fisian' ny anarany samy hafa hatraiza hatraiza: fontsy na ontsy, katakata, kida, anampisaka, kimalao... Misy karazany maro ny akondro: afontsy, batavia, boroboaka, mavokely, ranjalia, sarika, tsiemeroa, tsilavonomby [Rajemisa 1985]
English definition   the banana tree; the fruit of the banana. The stem, after being chopped, is given to oxen as food. The ashes obtained from burning the root are used in soapmaking. Musa sapientum, L., and M. paradisiaca, L. Same as ontsy (Sak.), and otsy (Bets.). The plantain tree and its fruit. [Mal. gala (?); Jav. gadang (?); Larika kora (?); Swa. mkanga; Taparua kala (?).] [Richardson 1885]
   a banana [Hallanger 1973]
French definition   banane [Hallanger 1974]
French definition   banane [SLP: Voambolana]
   [Merina, Sakalava, Betsileo, Bara, Tsimihety, Tankarana] (du souahéli mkungu). Nom général des Bananiers : Musa sapientum L., Musa paradisiaca L., etc... (Musaceae). L'étude systématique des variétés cultivées à Madagascar reste à faire. Nous donnons ci-dessous la liste des variétés distinguées par le Malgaches en Imerina et dans le Betsileo :
¶  [Betsileo] Akondro afontsy
¶  [Merina] Akondro fontsy
¶  [Merina] Akondro fontsilahy
¶  [Betsileo] Akondro baraba
¶  [Merina] Akondro barabahy
¶ Akondro batavia (variété naine peut être introduite récemment de Java ?)
¶  [Merina] Akondro boroboaka
¶  [Merina] Akondro felatanamamba
¶  [Merina] Akondro fody
¶  [Betsileo] Akondro fohy
¶  [Betsileo] Akondro kida
¶  [Merina] Akondro mahia
¶  [Merina] Akondro maitso-masaka
¶  [Betsileo] Akondro manarolahy
¶  [Merina] Akondro mavokely (petite banane à peau jaune, très savoureuse)
¶  [Merina] Akondro ranjalia
¶  [Betsileo] Akondro somandraraebo
¶  [Betsileo] Akondro tsiananandroa
¶  [Merina] Akondro tsianemboka
¶  [Merina] Akondro tsiomeroa (variété à très gros fruits, à manger cuite)
¶  [Merina] Akondro tsilavonomby
¶  [Betsileo] Akondro via
¶ Les bananes jouent un grand rôle dans l'alimentation malgache. Elles ont fait à certaines époques l'objet d'une commercialisation importante en vue de l'exportation, surtout aux environs de Tamatave, principal port de la Côte Est. [Boiteau: Végétaux]
Examples  
1Koba, akondro, mofogasy no hozarainy ho an-janany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 8]
2Rahefa mamangy izy dia mba mitondra fary, na akondro. [Andraina: Mitaraina, page 104]
Vocabulary  
Scientific name   Musa paradisiaca, Musa sapientum
Synonyms   ontsy
Compound words, titles, names  
Quotes  
Toponymy   Place names having the word akondro (3): Akondro, Iakondro, Sahakondro
Analogy   akondro sarika ~ katakata ~ kida ~ kida ~ mofo akondro endasina
Illustrations  

Entry Akondro (akondro)
Part of speech   name (toponym) [list]
Vocabulary  
Toponymy   akondro
Illustrations  

Updated on 2017/12/12