|
|
|
|

Entry1  akanjo tsy an-tsaha
Elementary words  2 akanjo, 3 tsy, 4 saha
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  [akanjo tsiantsaha] 6 karazana salotra landy nanaovan' ny mpanankarena teto Antananarivo fahizay fa tsy mba fitondran' ny tambanivohitra [1.1]
Explanations in French  7 nom d'une espèce de gilet en soie que portaient les riches de Tananarive seulement, et non pas les habitants des campagnes trop pauvres pour cela [1.3]
Vocabulary  8  Economy: clothing

Updated on 2025/09/12