| Entry | 1 akalanina | 
| Root | 2 akalana | 
| Part of speech | 3 passive verb | 
| Explanations in Malagasy | 4   Asiana akalana [1.1] | 
| Explanations in English | 5   to be chopped, but not on the chopping-block. [1.2] | 
| Explanations in French | 6   Qu’on cale, sous quoi on met un coussinet [1.3#13] | 
| Examples | 7   Ny filahian' ilay olona no akalanina dia kapohina amin' ny tantanana.
[2.472#] | 
| Morphology | 
 | 
| Anagrams | 12 akalanina, 13 anakilana, 14 analikana, 15 lakan' aina | 
| Updated on 2025/09/12 |   |