|
|
|
|

Entry1  ahatsapana
Part of speech  2  relative verb
Root  3  tsapa
Examples  4  [2.470] ka ahatsapan' i Lidy ny tenany ho latsa-danja loatra.
5  [2.471] Nanomboka teo koa no nahatsapako ny fahamarinan' izao toe-javatra izao
6  [2.472] Fa ny nataon' ny lehiben' ny kantao sy ny tohin' izany nony avy eo, no ahatsapana kokoa ny tena marina, satria nahakasika ny vahoaka izany.
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2025/09/10