Entry afolava (afo, lava)
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsileo] Zavamaniry kely mamoa menamena fanao tambavy mahay be fa sady mampavitribitrika no ody malemy valahana ary manala ny aretin-kihy; ny ranony mahafaka ny hao raha anasan-doha; mbola azo ampiasaina ho fandiovana ny fivalanandrano sy fampitomboana ny hatsembohana koa ny laingon' ny afolava madinika (Hyptis pectinata) [Rajemisa 1985]
English translation   [Betsileo] a tall herb. Hyptis pectinata, Poir. Same as sangasanganandevolahy and sangasanganimarina [Richardson 1885]
Scientific name   Hyptis pectinata
Vocabulary  
Synonyms   rombantsahona ~ sangasanganandevolahy ~ sangasanganimarina

Updated on 2012/10/15