Entry afatrafatra (afatra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fitomaniana miharo kiakiaka ary miaraka amin' ny fihetsika miankapokapoka, tsipatsipaka. [Rajemisa 1985]
French translation Cris perçants avec pleurs, agitation et colère [Abinal 1888]
Derivations 

Updated on 2020/07/31