| Entry | 1 manafatrafatra |
| Root | 2 afatrafatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in English |
4 to speak forcibly, to declare earnestly [Provincial]
[1.2] |
| Examples |
5 Dia manafatrafatra azy mba hijerijery an-dRamatoa araka izay azony atao, indrindra amin' izao fahoriana mangidy izay mihatra aminy izao.
[2.357#]
6 Nony tapitra ny fotoana, sady manala ny akanjo fotsiny sy ny misolo amin' ilay tsotra nentiny ity Silamolahy, no manafatrafatra azy mivady hoe: -"Aza matahotra ianareo" [2.470#] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 11 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/09/12 |
|