| Entry | 1 miafatrafatra |
| Root | 2 afatrafatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 mitomany mikiakiaka iniaraka amin' ny fihetsika miankapokapoka [1.1] |
| Explanations in English |
5 to vociferate, to utter piercing cries [Provincial]
[1.2] |
| Explanations in French |
6 vociférer, se démener [1.3] |
| Examples |
7 Nitomany niafatrafatra Isambilo kely fa tsy nentin' ny reniny tany an-tsena
[1.1]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|