|
|
|
|

Entry1  adivarotra
Elementary words  2 ady, 3 varotra
Part of speech  4  noun
Examples  5  Fa ny vidin' ny omby sy ny hafaingan' ny adivarotra no nanaitra ahy. [2.4]
6  Tsy misy tombany, tsy misy adivarotra fa haingakaingana ery ny fifanolorana vola sy ny fanomezana entana. [2.470]
Morphology 
7  Simple :
Other spellings  8 ady varotra

Anagrams  9 adivarotra, 10 ady varotra, 11 odivaratra, 12 ody varatra

Updated on 2025/11/02