Entry adin > adina
Part of speech noun
Malagasy definition Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny
¶ Avina, antsafa, ontany, tanitany
¶ Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy
Mitovy hevitra: faka ~ fakafaka ~ fotopototra ~ hadihady ~ karoka ~ karokaroka. ~ savasava ~ sikotra ~ taratara [Rajemisa 1985]
English definition examination, scrutinising. Only used in compounds or derivatives, as tsara adina. [Richardson 1885]
 a question, an examination [Hallanger 1973]
French definition question, examen [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 information [Rajaonarimanana 1995]
Derivations 
Morphology 
adina
adiko
adinao
adiny
adintsika
adinay
adinareo
adin'
adin-
adim-
adi-
Synonyms adinadina
Compound words, titles, names 
Examples eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena. [Rajemisa: Fiteny 4, page 108]

Entry adin > adiña
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition  [Betsileo] foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana [Rakotosaona 1972]
Synonyms mady

Entry adin > Adina
Part of speech name (biblical) [full list]
  [Baiboly]
English definition Adina [Baiboly]
French definition Adîn [Baiboly]
Vocabulary 
Examples ny taranak'i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; [Baiboly: 16:007:020/Nehemia 7:20..]
Quotes 
Articles 

Entry adin > ady
Part of speech noun
Malagasy definition Fifamelezana, fifanafihana amin' ny basy aman-defona: Nahafaty olona antapitrisany maro ny ady lehibe roa farany
¶ Fifampitoriana any amin' ny Fitsarana: Manana ady amin-dRakoto, hono, Rabe
¶ Tsy fifanarahana, mety hiafara amin' ny fifamaliana mafy na amin' ny fifamelezana mihitsy aza: Ady be ny azy roa lahy momba ilay boky nindramin-dRanaivo ha veriny
¶ Fihaonan' ny rafitra, fifanarahan-doko, fitovian' ny zavatra adika amin' ny dikany: Manaitra ny maso avy hatrany ny adin' ny loko amin' ity sary ity
Mitovy hevitra: adilahy ~ fanditra ~ fanjihitra ~ fetrivoho ~ fifandirana ~ fifanjihirana ~ gidragidra ~ kisa ~ sentsena ~ sotasota ~ vaniny ~ vezovezo [Rajemisa 1985]
English definition A fight, combat, quarrel, contention, battle, dispute, contest, attack, assault, war. Also of things fitting well, as a door and its posts, two straight pieces of wood fitting well together, two bricks, etc. etc. With suffix pronoun -ny, as adiny, it means a something difficult to be done. [Jav. Avd (?); or Ar. Adava.] [Richardson 1885]
 fighting, war [Hallanger 1973]
French definition guerre [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
 combat [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986, Rajaonarimanana 1995]
 discussion, dispute [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 procès [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 bataille
¶ Ajustage, jonction, mélange des couleurs, accord d'une copie avec son original [Abinal 1888]
French definition lutte [SLP 1986]
Derivations 
Morphology 
ady
adiko
adinao
adiny
adintsika
adinay
adinareo
adin'
adin-
adim-
Compound words, titles, names 
Examples 
1maty tany an'ady izy (il est mort à la guerre) [Abinal 1888]
2mahery an' ady izy (il est valeureux dans les combats) [Abinal 1888]
3nanao ady samy irery Davida sy Goliata (David et Goliath se battirent en combat singulier) [Abinal 1888]
4manana ady izy (il est en procès) [Abinal 1888]
5mba taiza no nahita ady hianao? [Rajohanesa: Kintana]
6maty maina ireo namoy ny ainy, tsy nahatohitra ny ady tsy omby tratra, ady tamin' ny hery setra, ady koa tamin' ny zehitra, izay samy nilomany. [Andraina: Mitaraina, page 184]
Quotes 
Articles 

adin   
Adina
Adîn [Baiboly]